Hafatry ny Filoha / Krismasy 2017.
HAFATRA KRISMASY
"...fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny" (Lio.2.7)Ny Krismasinao,enga anie ho andro vao;tsy ho fety ivelambelanyka ny hany mba havelanydia ny fonom-batomamyizay mandoto tokotany!
Fa tena hamangy anao I JESOAHitondra fiovana,hiova fiainasy fisaina!IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina
Filohan'ny FJKM
