HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM

(18 Aogositra 1968 - 18 Aogositra 2075) « Endrey ny halalin'ny haren' Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina! Fa iza no nahalala ny sain' i Jehovah? ary iza…

HAFATRA KRISMASY 2024

Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina

Filohan'ny FJKM

HAFATRA PASKA 2024

VELONA I JESOA: VELONA NY FANANTENANTSIKA!FA TSY TOMPON’NY TENY FARANY AKORY NY RATSY ! Ry havana malala,Miarahaba antsika amin’ny fiarahaban’I JESOA KRISTY nitsangana tamin’ny maty izahay:“Finaritra! Fiadanana ho anareo!”. Ary amin’ny fo feno fifaliana no anolorana ho antsika izany hafatra…

Hafatry ny Filoha / Des 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Mba hanjaka anivontsikaNy fahamarinana madioTsy anjakan’ny kolikolySy risoriso, fahalovanaAmin’ny endriny rehetra;Fahalovana izay hitaMiharihary fa mandozaIty tanindrazantsika ityNefa, indrisy, fa inian’Ireo izay tsy mataho-todyAtao ihany, atao ihany,Hanangonana harenaHahatonga hatraiza anefa?Fa rehefa hiala etyAngaha hisy hahatondraNa dia hoe…

Hafatry ny Filoha / Nov 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Rehefa injay ianao manaikyHino marina ny TompoKa hiova tompo anio,ka i Jesoa no tena Tompomanapaka ny fiainanao,fa tsy hoe ny vola intsony,izay imatesan’ny olo-maroiankohofana isan’androka tsy mampaninona azyna voahosy am-paladiaaza izany hoe fahamarinana,ka tsy mampaninona azyna…