Hafatry ny Filoha / Janoary 2018.

HAFATRA  FOLO 
1-Ivelomy ny Taon-jobily 2-Karakarao ny Tantara 3-Tohizo ny Tafika masina 4-Mazotoa amin’ny Soratra masina 5-Tongava manatrika Ankatoka 6-Tsarovy ny Synodam-pinoana 7-Andao isika hidera ny Tompo 8-Mahereza manefa adidy 9-Mijoroa ho  fanasin’ny tany 10-Aza menatra hanao politika

Ka ho kristiana VANONA ,VELONA ,VONONA  isika

hamakivaky ity taona 2018 ity .

I

IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina

 Filohan’ny FJKM