Hafatry ny Filoha / Faran’ny taona 2017.

HAFATRA FARAN'NY TAONA

" Mampianara anay hanisa ny andronay

Hahazoanay fo hendry" (Sal.90.12)

Fo hendry mahalalafa mandalo sy miserana'reo zava-maro manadalaTsisy azo ianteherana,ka tsy anorenana ny fo,tsy ivarotana fanahyfa tena zava-mora lomitaky fahasahia-mandà. Fo manam-pahendrenaTsy hambotry firenena! Fo hendry, tena hendryFo hendry fa nahayNikatsaka sy nahakendryNy Doria Mandrakizay!IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, MpitandrinaFilohan'ny FJKM