Ny zara fanompoana an’Andriamanitra
1 TIMOTY 6.1-16
Ny zara fanompoana an'Andriamanitra dia : 1-Tsy natao hitadiavana tombotsoa manokana "Fa ianao kosa ry lehilahin'Andriamanitra , mandosira izany zavatra…
1 TIMOTY 6.1-16
Ny zara fanompoana an'Andriamanitra dia : 1-Tsy natao hitadiavana tombotsoa manokana "Fa ianao kosa ry lehilahin'Andriamanitra , mandosira izany zavatra…
Tsikaritra amin'ny fomba fanoratr'i Paoly eto fa i Filemona dia:
Tsikaritra amin'ny fomba fanoratr'i Paoly eto fa i Filemona dia: 1- Mpiara-miasa mahafatra-po (and. 1) "Filemona ilay malalanay sy mpiara…
«Dia niainga izy roalahy ary niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao" (and. 1b). Voalaza…
Ity tantara voalahatra ho antsika anio ity dia mampianatra artsika fa : 1- Hain'Andriamanitra ampiasaina ny jentilisa «Dia niainga izy…
Rehefa mijery ny fomba fanoratr'i Paoly sy no fomba filazany eto amin' ity fitarihan-teny ataony ato amin'ny epistily ho an'ny…
Rehefa mijery ny fomba fanoratr'i Paoly sy no fomba filazany eto amin' ity fitarihan-teny ataony ato amin'ny epistily ho an'ny…
Epistily pastoraly, miantefa amin'i Timoty izay nomena anjara fanompoana hitondra Fiangonana ity epistily ity. Misarika ny sain'i Timoty ary i…
1 KORINTIANA 1.1-9
Azontsika tsoahana aminizao fitarihanteny sy fiarahabana ataon'i Paoly izao fa ny fiangonana dia : 1-An'Andriamanitra (and2) "Fiangonan'Andriamanitra any Korinto" ,…
ASAN'NY APOSTOLY 5.12-16
Ny Asan'ny Apostoly no iantsoana ity boky ity fa raha ny vontoatiny dia asan'ny Fanahy Masina no tena mahatsara azy…
Mampianatra ny Kristiana i Paoly eto mba hanana fitiavana mandrakariva satria: 1- Efa vita fihavanana amin' Andriamanitra "Tamin'ny alalany no…
1 KORINTIANA 16.13-18
Tafiditra ao anatin'ny famaranan-teny ataon'i Paoly ao amin'ity Epistiliny ho an'ny Korintiana ity mofonaina ity ka hanamafisiny amin'ny : 1-Mba…
MATIO 17.14-20
1-Atanjaho ny finoana Rehefa nitaraina i Jesoa ny lehilahy iray fa mararin'ny androbe ny zanany ka tsy sitran'ny mpianatr'i Jesoa…