Hafatra Pastoraly/ Sept 2020.
Hafatra avy amin'ny Filoha
Alatsinainy, faha 21 Septambra 2020
AVY AMIN’NY BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory androany Alarobia 22 Aprily 2020, teto Ampandrana Antananarivo, dia mano izao fanambarana izao. 1- Omena lalana ny Mpitandrina sy ny Fiangonana rehetra hanokatra ny trano Fiangonana ka hanao Fanompoam-pivavahana…
Alarobia, faha 22 Aprily 2020
FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA Ry havana, Ny Biraon'ny Mpiandraikitra Foibe, izay nanatanteraka ny fivoriany, dia mindrana ny Tenin'ny Soratra Masina hoe : "Mamangy ny fiangonana… izay ao amin'Andriamanitra Ray sy I Jesoa Kristy Tompo : ho aminareo anie ny…
Alarobia, faha 22 Aprily 2020
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka isika rehetra izao No antsoina mba hibebaka Amin’ny ratsy izay fanao, Ka tsy hisy hifanebaka Ary hifampitsaratsara Fa samy hahay mandini-tena, Eny, handini-tena tsara Ka hanao ny fiaikena Ny amin’ny ratsy izay natao Izay…
Zoma, faha 06 Martsa 2020
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ny tanjontsika dia mazava: ity tanindrazantsika ity tsy avelantsika raha tsy henika amin’ny fahalalana tsara Ilay Mpamonjy sady Tompo, Dia i JESOA KRISTY ! Handeha isika dia hitory, Hamory vokatra mateza Ho an’ny Fanjakan’ny lanitra,…
Alarobia, faha 26 Febroary 2020
HAFATRA TAOMBAOVAO 2020 Ry hava-malala ho aminareo anie ny fiadanana. Misaotra indrindra ny amin’ny fitondrana am-bavaka sy ny fiarahabana nataonareo. Misaotra ny Tompo Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina isika noho ny Krismasy 2019 ary izao taona vaovao 2020 izao.…
Zoma, faha 31 Janoary 2020
FIARAHABANA TAOM-BAOVAO 2020 “TSY FANTATSIKA NY HOAVY, SAINGY AZONTSIKA ANTOKA NY HOAVY SATRIA EO AN-TANAN’I KRISTY NO HOAVY!” Ny Filohan’ny FJKM, mamangy antsika rehetra amin’ny Anaran’i JESOA KRISTY, amin’izao Taona Vaovao 2020 izao: “I JESOA KRISTY NO TSY MIOVA OMALY…
Alarobia, faha 01 Janoary 2020