Hafatry ny Filoha/ Martsa 2021
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Dia i JESOA no hahazo laka, ny fitiavany no hanjaka ka ireo olona mpiady tsy nitsahatra nitady ny hifanimbana hatrany, hiova kosa fa ovàny homeny fo mifankatia vonona ny hiara-dia, nanaiky ny fifamelana ka tsy…
Alakamisy, faha 11 Martsa 2021