Hafatra /Ascension
Andro Niakarana
Alakamisy, faha 18 Mey 2023
âMITSANGĂNA AMINâNY MATY!â (Efes.4,14) Ry havana malala, « Finaritra! Fiadanana ho anareo!â , hoy i JESOA KRISTY taminâireo mpianany, raha nitsangana taminâny maty Izy, ary hoy Izy aminao koa androany! Miarahaba antsika noho izao Paska 2023 izao. Ny Herinandro Masina syâŠ
Asabotsy, faha 08 Aprily 2023
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka mivavaha ianao anio Mba tsy ho isanâny adala Hanamaizina ny tany Noho ny hamafisam-po Te hifikitra aminâny ratsy Efa hita izao fa loza Ho anâny tanindrazantsika! Mivavaha mba hahajoro Ka na hoe halaim-panahy, TsyâŠ
Alatsinainy, faha 27 Martsa 2023
VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Fa raha FilazantsaraNo mameno ny aty foSy mameno ny tanĂ na,Mameno ny isan-tokantrano,Mameno toeram-piasana,Sy sekoly sy hopitaly,Tribonaly, ladoany,Ary tobi-miaramila,Ary ho tonga hatreny an-tsenaSy toeram-pilanonana,Dia handositra avokoaIreo faharatsiana sesehenaMiteraka ny kolikoly,manamaro ny herisetrasy vono olona mpitranga.Dia hihena beâŠ
Alatsinainy, faha 06 Martsa 2023
FAMINTINANA NY TENINâNY FILOHANâNY FJKM, Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA AMMI, MPITANDRINA TENY ANTSONJOMBE Noraisinâny Filohanâny FJKM ny Genesisy 2.4-17 ho fanentanany aminâny fanatanterahana ireo adidy sy andraikitra sahaninâny FJKM aminâity taona 2023 ity, ka nilazany fa, ity taona 2023 ity diaâŠ
Talata, faha 24 Janoary 2023
đ đđđđđđđđđđ đđđđđđđđ đđđđ Ry Havana Malala, "Voninahitra any amin'ny Avo Indrindra ho an'Andriamanitra ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany ho an'ny olombelona fa nanehoany fitia !" (Lio. 2: 14) Izany hiran'ny anjely, tanteriko araka ny dikan-teny Iombonana eto Madagasikara, izanyâŠ
Alahady, faha 25 Desambra 2022
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa hifarana ny taona Ka fotoana mety izao Hitodihana ny lasa Ny aminâny asa izay natao. Aminâito asa mafy Midadasika tokoa: mety hahatsiaro tena ho tena kely angamba ianao, kanefa na ny vitsika aza, moaâŠ
Alatsinainy, faha 05 Desambra 2022
HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE, MF 03 SL XIXCFD Ampandrana: 12 â 19 Oktobra 2022 Ry Havana malala,Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana aminâny fahalalana tsaraanâAndriamanitra sy Jesoa Tompontsika. (2 Pet 1. 2).Misaotra anâAndriamanitra isika fa vita soaâŠ
Alakamisy, faha 27 Oktobra 2022