Hafatry ny Filoha/ Novambra 23

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Fa fahavaratra ny androAry avy be ny oranaIzay mamonto indray ny tany,Ary izany dia manjaryLakolosy izay manenoHanaingana antsika handehaHamonto filazantsaraNy Nosy Madagasikara!Fa mangetaheta loatraNy mponina eto manontolo;Mangetaheta filaminanaTsy andriana andriran’antsy!Mangetaheta vidim-piainanaTsy misondrotra isan’andro!Mangetaheta fahamarinanaTsy andairan-kolikoly !Mangetaheta olo-beTsy…

Hafatry ny Filoha / Okt 2023

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka na hisy aza anio Ny haneso sy hanaraby Anao izay ninia hadio Amin’ny fomba sy fiteny Amin’ny asa izay atao, Dia hahery hatrany ianao! Fa hiteny foana ihany Ireny zatra hitsin-dalana Amin’ny fomba lany…

Hafatry ny MF 05 SL XIX

HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE CFD Ampandrana: 11 – 18 Oktobra 2023 Ry Havana malala, Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy Jesoa Tompontsika. (2 Pet 1. 2). Ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory teto…

Hafatry ny Filoha/ Sept 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Ezaho mafy ny antsontsikaMba ho re hatraizahatraizaKa hanakoako hatranyMandra-pahatonga izanyHo ao am-pon’ny olo-minoKa hivadika ho asaSy hetsika manova fiaina.Eny, ezaho ny antsontsikaFa vao miainga ihany isikaKa tsy maintsy ataonao mafyNy fanentananao rehetraMba hifoha ireo matory,ka hiomana…

Hafatry ny Filoha/ Sept 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Andao ilofosy ny tafika masina,Atao voly vary ifotorana tsaraNa be aza ny asa tsy maintsy vitainaNy tafika masina tohizana hatrany !Andao ilofosy ny tafika masinaKa tena anokanam-potoana tokoaHananana mpiofana matotra tsaraHo tena mpiantafika vonona koa!Andao ilofosy…

Hafatry ny Filoha / Aog 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Dia meteza isika hiovaKa hahay mandray vahiny.Fa rehefa misy fitorianaHitaomantsika olon-kafa,dia tena hisy ny hanaikyka ho babon’i Jesoa.Ho avy hanatona izy ireny,dia hamonjy ny fiangonana,hiditra any anaty sampanaary ho tonga mpianakavin’ny finoana toa antsika.Eo no ilana…

Hafatry ny Filoha

Jobily faha- 55 taonan' ny FJKM

Hafatry ny Filoha / Aog 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA! Fa tena misy olo-maroEto an-tanindrazantsikaIzay resy lahatra hijoro,tena vonton’ny finoana,tena mino, tena mino,mino fa tsy mody mino!Ka isika rehetra ireny,tsy mifidy fiangonana,tsy mifidy fiaviana,tsy mifidy salan-taona,tsy misy fari-piainana,no andao hiara-miasan’aiza n’aiza misy antsika.Tokana ny tarigetraIlofosantsika rehetra:i…

Hafatry ny Filoha /Jona 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Fa izany dia izanyNo faratampony tokoaHo fitiavan-tanindrazana.Fa ny firenena tianaDia asondrotra ho ambony,nefa ny ambony indrindratsisy mihoatra ny any an-danitra!Fa ny firenena tianaDia hasoavina ho tsaraNefa tsisy tena tsaraToy ny hoe i Jesoa no TompoSy manjaka…

Hafatry ny Filoha / Jona 2023

VONTOSY FILAZANTSARANY NOSY MADAGASIKARA ! Koa jereo ny zava-misyAmin’ny toerana hiasana,dia karohy ny fomba fiasamifanaraka am’izany.Fa tsy tena hahavontoNy tanintsika velivelyNy fitoriana ivelambelany,sanatria toa hoe latasy!Fa raha zaza sy ankizyNo mameno ny tanànaAndehanana hitoriana,Nahoana lahy no ireo lehibeno hany tokana ifantohan’Ny…