Hafatry ny Filoha / Des 2016 (I)

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ry Prezida Synodaly sy Mpitandrina ary Katekista Delege mpiara-miasa, mitodika manokana aminareo ny hafatra anio: 1-RAISO AN-TANANA ITY TETIKASA ITY Ianareo no napetrak’i JESOA, Lohan’ny Fiangonana, sady nitokisan’ny FJKM hitandrina ny ondrin’Andriamanitra eo amin’ny…

Hafatry ny FILOHA (Nov 2016)

  INONA ARY NO HATAO HANATANTERAHANA ITY IRAKA ITY HOE : “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! ” ? Ireto avy no tari-dalana ho antsika mba hanatanterahana izany: 1-Manomboka mivavaka Samia manontany ny Tompo, mangataka ny fitarihan’ny Fanahy Masina, ny amin’izay tiany…

VONTOSY NY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA

HAFATRA HO ANTSIKA REHETRA Manao antso avo ho an’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho: VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Manao antso avo ho an’ny BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho: VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!  Manao antso avo ho an’ny SEKRETERA JENERALY…

“VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”

  IZA AVY MOA NO IRAHINA HOE: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”? Ny valiny dia ISIKA REHETRA ! Iza avy izany? *Ny Tomponandraikitra rehetra ato amin’ny FJKM. Mba tsy hisy ny holazaina hoe: “nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia…