Hafatry ny Filoha

ANTSO AVO (I) Manao antso  avo izahay  mba  hanova  ny fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka hanao  ho zava-dehibe ny asa iombonana , tsy latsaka  noho ny asa manokana  ataontsika isam-piangonana , mba haneho  finiavana  tsy hanamaivanana ny asa…

Hafatry ny Filoha / Aogositra 2017 .

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA !   Aza resin’ny hakiviana Noho ny fitomboan’ny ratsy Sy fihanaky ny loza ! Aza alaim-panahy hiala An-daharana raha toa Toa mahery ny haratsiana. Aza mety ho vaky sambo Raha sendra misafotofoto Ny tafiotran’ny tsy tia…

Hafatry ny Filoha .

HAFATRA fohy nefa mafonja avy amin'ny FILOHAN'ny FJKM ho an' ireo namoy havana ,tapaka sy namana  , ireo manana ny maratra , ireo mbola eo an-dàlam-pitsaboana , ho an'ny kristiana FJKM manontolo . "Ny fiadanako no avelako ho anareo ,…

Hafatry ny Filoha III / Jolay 2017 .

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA K’aza dia variana foana Mihainohaino ny an’ny hafa, na minia tsy hahalala ‘zao antso avo atao izao, fa sahia manapa-kevitra am’zay handray anjara.   Andao fa ny olona efa lasa Nirotsaka nitety trano, namakivaky lohasaha,…

Hafatry ny Filoha II / Jolay 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara   Ka ny hamaroan’ny ratsy, ny fihanaky ny loza, ny hatevin’ito haizina izay manarona ny tany, sy ny loto tsy hita intsony, manempotra ny fiainantsika, aza ataonao mahakivy, aza ataonao fialana hampiraviravy tanana, ka hanjary…

Hafatry ny Filoha / Jiona 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara ! Fa izany dia izany No faratampony tokoa Ho fitiavan-tanindrazana Fa ny firenena tiana Dia asondrotra ho ambony, Nefa ny ambony indrindra Tsisy mihoatra ny any an-danitra !   Fa ny firenena tiana Dia hasoavina ho tsara…

Hafatry ny Filoha

  VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! ALEFASO NY VAOVAO O!       Deraina ny Tompo fa miasa amin’ny fomba  tsy takatry ny saina mihitsy ny Tompo ary miasa mahery ny Fanahy Masina. Any rehetra any, any amin’ny Synodam-paritany, any amin’ny Fitandremana,…

Hafatry ny Filoha / Febroary 2017

  Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara!   MITSANGANA!  MANDEHANA !   Izany baiko roa sosona izany no atolotra antsika eto am-piandohan’ny volana Febroary. Migadona mantsy  ity ilay volana efa nifanafarana hatramin’ny volana Septambra hoe hanombohan’ny fiangonana FJKM rehetra mandeha manao…

Hafatry ny Filoha / Janoary 2017

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA MISIKINA, ANDAO HANDEHA, RY FIANGONANA Ö! Araka ny efa nambara hatrany am-piandohana, tamin’ny Alahady 25 Septambra 2016 teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina Antananarivo, dia HANAO TAFIKA MASINA ISAM-BOLANA ISAMBOLANA NY FIANGONANA FJKM…

Hafatry ny filoha / Des 2016 (II)

“NAHOANA ISIKA NO IRAHINA HOE: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”?        Maro ny valiny azo omena. Ary na isika aza dia samy afaka hahita izany. Fa ny iray lehibe tsy maintsy lazaina dia izao: SATRIA ISIKA DIA “FIANGONAN’I JESOA KRISTY…