VONTOSY NY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA

HAFATRA HO ANTSIKA REHETRA Manao antso avo ho an’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

 Manao antso avo ho an’ny SEKRETERA JENERALY SY NY TONIAN’NY DEPARTEMANTA rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny TALE SY NY TONIA ao amin’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa Foibe rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny PREZIDA SYNODALY rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny MPITANDRINA SY NY KATEKISTA DELEGE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao  antso avo ho an’ny VAHOAKA KRISTIANA FJKM rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Fanontaniana maro no mety hipoitra ao an-tsaintsika rehefa mandre izany antso avo izany. Tiako ny hamaly ireny. Tsikelikely eto.