Hafatry ny Filoha / Janoary 2018.
HAFATRA FOLO
1-Ivelomy ny Taon-jobily 2-Karakarao ny Tantara 3-Tohizo ny Tafika masina 4-Mazotoa amin’ny Soratra masina 5-Tongava manatrika Ankatoka 6-Tsarovy ny Synodam-pinoana 7-Andao isika hidera ny Tompo 8-Mahereza manefa adidy 9-Mijoroa ho fanasin’ny tany 10-Aza menatra hanao politikaKa ho kristiana VANONA ,VELONA ,VONONA isika
hamakivaky ity taona 2018 ity .
I
IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
Filohan’ny FJKM