Hafatry ny Filoha .
HAFATRA fohy nefa mafonja avy amin'ny FILOHAN'ny FJKM ho an' ireo namoy havana ,tapaka sy namana , ireo manana ny maratra , ireo mbola eo an-dàlam-pitsaboana , ho an'ny kristiana FJKM manontolo .
"Ny fiadanako no avelako ho anareo , hoy i Jesoa .
Raiso ny fiadanany ,
Ekeo ny fampiononany ! Mahereza !"