STK SP 29 / Lozam-pifamoivozana

  « Isaorana anie Andriamanitra , Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika , Rain’ny famindrampo  sady Andriamanitry ny fampiononana  rehetra , izay nampionona…

Konkordansa.

FILAZANA . Azontsika mpamaky ny tranokalam-pifandraisana atao ny manokatra ny konkordansan‘ny Baiboly avy eo amin’ny rohy eo amin’ny pejy voalohany.…

Jobily volamena FJKM .

 Faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nahatongavan’ny Misiona LMS. NDAO HO ANY ANTSIRANANA ISIKA ! Ny Filohan’ny FJKM : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA…