Sekoly Protestanta FJKM / 200T
Hosokafana ny jobily faha -200 taonan’ ny Sekoly FJKM « Mahareta tsara…mandra-piavin’ny Tompo » Jakoba 5 : 7a Ho sokafana amin’ny fomba…
Hosokafana ny jobily faha -200 taonan’ ny Sekoly FJKM « Mahareta tsara…mandra-piavin’ny Tompo » Jakoba 5 : 7a Ho sokafana amin’ny fomba…
Nahomby ny fiaraha-miasa teo amin’ny fikambanana mpitsabo nify Alemana » Planet Action » sy ny Sekoly IFR Ankadifotsy. Notontosaina nandritry ny herinandro…
Hetsika 08 Martsa 2019. Hotanterahina eny amin’ny FOFIKRI -Ilafy ny fankalazana ny Andron’ny vehivavy 08 Marsa amin’ity taona 2019 ity…
Alahadin’ny Mpitandrina « Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin’ny mandanao Aho , ry Jerosalema Ă´ . Koa mandrakariva na andro na…
Famokarana sira misy ioda any Morondava Hanatsarana ny fahasalamana sy hampandrosoana ny toekarena Nodinihina sy namafisina indray ny famokarana sira…
F MIATRIKA NY JOBILY FAHA 150 TAONA Niorina tamin’ny taona 1869 ny FJKM Ranovao Martiora ao amin’ny Synodamparitany Antananariro Atsinanana.…
IREO SYNODA LEHIBE VALO AMBIN’NY FOLO (18) NIFANDIMBY : Synoda Lehibe I – TOAMASINA (1968) : 13 – 17 Aogositra…
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…
Natolotra ny zava-bita ary notokanana ny takelabato fahatsiarovana . Feno 25 taona ny Sampana Vondrona Fototra Laika tao amin’ny FJKM…
Ny famindran-draharaha sy famindram-pahefana Telo volana sisa no ananan’ny isa-pitandremana hamaranana ny fifidianana ireo tomponandraikitra ao aminy araka ny tetiandro…