Sekoly Protestanta 200T

1818-2018 « Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara … »Jao 15.27a SEKOLY PROTESTANTA FJKM « Mahareta tsara…mandrapiavin’ny Tompo » Jak 5.7a Tsangambato amin’izany SEKOLY…

MIAINA NY PASKA

Andro lehibe manantantara eo amin’ny fiainan’ny vahoakan’Andriamanitra ny Paska. Ankalazaina sy tsarovana isan-taona izany mba ho fanehoana am-pahibemaso sy ilo…