FJKM Ambonin’Ampamarinana
TANTARA 165 taona lasa izay no navarina teo Tsimihatsaka ireo kristiana maritiora 14 mianadahy. 150 taona lasa izay no nisian’ny…
TANTARA 165 taona lasa izay no navarina teo Tsimihatsaka ireo kristiana maritiora 14 mianadahy. 150 taona lasa izay no nisian’ny…
Feno 150 Taona Tanteraka soa aman-tsara ny fotoam-pivavahana natao ny Sabotsy 20 Jolay 2019 tolakandro, teny amin’ny fiangonana Tranovato Anatirova…
Fanirahana Mpitandrina sy Mpampianatra 2019 Sahia mijoro ho FJKM Natao tetsy Antsahamanitra ny alahady 28 jolay 2019 ny fotoam-pivavahana nanirahana…
IREO MPIANATRA AFA-PANADINANA T4 FACULTE sy T1 MANDRITSARA
IREO MPIANATRA HO MPITANDRINA AFA-PANADINANA T1
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATO MARITIORA “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” 2 Tim1.8 Miadia ny ady tsaran’ny finoana “Izao…
Natao teny Antsahamanitra ny Sabotsy 13 Jolay 2019 teo, ny fiofanan’ireo Diakona sy Loholona avy amin’ny Fitandremana FJKM misy eto…
Ny Protestantisma Ny FJKM dia Fiangonana « Réformé », protestanta, teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana (Réforme) niseho tany Eoropa 500 taona…
Manatrika ny mino ny Tompo Misasaka ny taona, mandia ny volana fahafito ny Fiangonana, mibanjina ny lohahevitra hoe: “Manatrika ny…
FAMPAHAFANTARANA Araka ny fanapahan-kevitra teo amin’ny fivorian’ny MF06/SLXVIII/24 Aprily – 01 Mey 2019, tao amin’ny CFD Ampandrana, dia indro atolotra…