Hafatra Krismasy 2020

HAFATRA AVY AMIN’NY FILOHAN’NY FJKMHO AMIN’NY KRISMASY 2020“AVERENO AMIN’I JESOA NY KRISMASINY!” Amin’ny fo ravoravo no iarahabana antsika amin’izao Krismasy…

Vavaka

VAVAKA Na inona tafiotraMamely sy mandrava:Ny vavakao akaro !Na toa marenina aza (sanatrian’ny vava)Ny any an-danitra anyKa tsy mety tonga…