Ny doany Andriambodilova!
Ny Fivavahana Kristiana sy ny doany Andriambodilova 7-8-9 SEPTEMBRE 1929 TANTARA tsy fanadino ! Tamin’ny taona 1929 nisy fikasan-dRamiaramanana, lehiben’ny…
Ny Fivavahana Kristiana sy ny doany Andriambodilova 7-8-9 SEPTEMBRE 1929 TANTARA tsy fanadino ! Tamin’ny taona 1929 nisy fikasan-dRamiaramanana, lehiben’ny…
Ireo Synoda Lehibe FJKM Toerana faha-11 nampiantrano azy i Sambava Efa in-18 izay no nisy Synoda Lehibe FJKM, ary ny …
Hafatry ny SYNODA LEHIBE faha-XIX Sambava 11- 18 Aogositra 2021 “Miorena tsara, aza miova” Ry Havana Malala ao amin’ny Tompo,…
Ireto no lisitry ny MF FJKM voafidy tamin’ny SL XIX tany Sambava MPITANDRINA 50 IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi RAKOTONINDRAINY Jaona RADIMISAON…
Ireto Birao Mpiandraikitra Foibe FJKM voafidy tao anatin’ny SL XIX teto Sambava
Anaran’ireo BIRAON’NY SYNODA Filoha : RABEVITA Saina, Mpitandrina Filoha Mpanampy- Mpitandrina : RAZAFIARISOA Juliette, Mpitandrina Filoha Mpanampy Laika : RAZARASOA Timoty Mpitantsoratra Mpitandrina :…
Fitondrana amim-bavaka ireo zavatra hatao anio Talata 10 Aogositra 2021.1- ny fahatongavan’ny mpamonjy Synoda lehibe rehetra.2-ny fandraisam-bahiny: mba hilamina araka…
Sary
FILAZANA MANJO
Mirary soa !