Zanaka Mpanohana / Fanolorana ASA VITA

Hotanterahana anio Talata 15 Novambra 2016 , amin’ny 10 ora maraina ny fanoloran’ ny ZANAKA MPANOHANA ny asa fanarenana ny SEMINERA ao Amparibe , ka ny fanavaozana ny ny Jiro sy ny fanatsaranana ny trano fidiovana no atolotra amin’izany .