Volontera Sambava

VOLONTERA FJKM SAMBAVA

« velona ho an’ny hafa »

 Taona 2014 : Fanombohan’ny  asan’ny  volontera FJKM

Antom-pisiany : Hetsika fampivondronana ny kristiana  hiasa sy hanampy ny mpiara-belona manoloana ny loza sy ny tandin-doza voajanahary .Ahitana izany sehatrasa izany koa eto Sambava . Miisa 800 ny  mpikambana ao . Olona resy lahatra avy amin’ny sampana samihafa .

Anaran’ny mpandrindra : Rtoa ELIDA Totozafy , sady mpanofana no mpandrindra   

«efa fahorian’ny oloko dia efa hidina aho izao hamonjy azy » Eks 3.7a

………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………….