Vehivavy Mpitandrina FJKM / Mpitarika mahomby.

FIOFANANA

Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina 
Prix Sylvia Michel 
14-17 Septambra 2017 
Tabita Ampandrana

 

Alakamisy 14 Septambra 2017

Ny vehivavy  sy ny traikefany (Rtoa Rakotondralambo  Vololomanitra)

Ny fahaiza-mitarika sy ny fahaizana mandamina fotoana (Rtoa Ravaozanany  Noro)

 

Zoma 15 Septambra 2017

Ny vehivavy sy ny kolotsaina ( Rakotobe Rajaomanjato, Mpitandrina  sy  Rakotonavalona Maholy, Mpitandrina)

Ny vehivavy  sy ny Teolojia (Dr Rabarijaona Brigitte , Mpitandrina)

Ny vehivavy  miatrika ny fiaraha-monina sy ny fiangonana (Rtoa Andry  Nirina Velosoa, Rtoa Andriamamonjiarison Noro , Dr Randriamampionona  Alfred, Mpitandrina )