Tolotrasa MPAMILY (Chauffeur – mécanicien)
TOLOTR’ASA
1-Asa ho tanterahana.
” MPAMILY sady MAHAY MANAMBOATRA FIARAKODIA” (Chauffeur-Mécanicien)
2-Toy izao ny momba izany :
-Lehilahy latsaky ny 50 taona
-Mpandray ny fanasan’ny Tompo FJKM.
-Manana fahazahoan-dàlana mamily fiara: sokajy B,C,D.
-Mahay ny fikojana momba ny fiara
-Tsara fitondran-tena,salama tsara, tsy mandray zava-mahadomelina.
-Manana traikefa amin’ny fitondrana fiara amin’ny lalan-davitra sy saro-dàlana
-Miasa amin’ny fotoana rehetra amin’ny filana Mpamily.
3-Ireo taratasy ilaina :
-Taratasy fanolorana avy amin’ny Mpitandrina .
-Fanamarinam-ponenana
-Dikasoratra nohamarinina momba ny fahazoana mitondra fiara
– Sary tapaka iray(1) 4×4
-Taratasy fangatahana asa .
Vonona avy hatrany handray ny asa
Ny taratasy rehetra dia aterina ao amin’ny Foibe FJKM efitra faha 206 hatramin’ny faha 25 Novambra 2016.
Ny SEKRETERA JENERALY
RADIMISAON Jonah, Mpitandrina