TOLO-TANANA ho FITSABOANA .
ANTSA SY VAVAKA FITARAINANA .
Ho fitsaboana ny Mpitandrina JONHSON Justin -FJKM Mandroseza SPAA 12 . Atao ao amin’ny FJKM AMBOHIMANANDRAY Filadelfia Ambohimanarina SPAA 10 , Ny Sabotsy 05 Aogositra 2017 amin’ny 3 ora tolakandro miaraka amin’ny
-AMPIFITIA otronon’ny
-EZRAHITA
-FEO MIANTSO ZOKINY
-FEO MIANTSO ZANDRINY
Tsy misy vidim-pidirana fa izay foinao ho fitsaboana azy atao.
Tongava maro ho voninahitr’Andriamanitra !