Sekoly Protestanta 200T

1818-2018

« Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara … »Jao 15.27a

SEKOLY PROTESTANTA FJKM

« Mahareta tsara…mandrapiavin’ny Tompo » Jak 5.7a

Tsangambato amin’izany

SEKOLY FANOFANANA MPAMPIANATRA

any IMERIMANDROSO ALAOTRA (Trano sy Fampitaovana)

Fanontana Boky ( 3 Volumes) misy ny tantaran’ny Sekoly Protestanta FJKM

Sakafon-jobily : Alahady 28 Aprily 2019 ao amin’ny FOFIKRI –

Ankadikely Ilafy