Sekoly Misionera 2021.
SEMI /Hazakazaka masina
Mitohy ny asa sy ny fanofanana eo anivon’ny Sekoly fanofanana Misionera FJKM ho fanohizana ny asa fanorenana Fiangonana ao anatin’ireo Kaominina 407 : »Hazakazaka Masina » 2021 – 2025 . Hisy lafy 3 lehibe. Ny Fiofanana dia hotanterahina isaky ny Alatsinainy sy Alarobia voalohany @ volana. atoandro 12ora -1. 45 ao amin’ny FJKM Analakely . Ny andiany misionera 1sy 2 sy ireo andiany vaovao. . |