Sekoly FJKM / Fanohanana ireo sekoly sahirana

 DEPARTEMENTAN’ NY SEKOLY FJKM

« Ary ianareo  koa  dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a

FANASANA

Toy ny fanao  isan-taona  , ho  fanohanana ireto  Sekoly   FJKM sahirana  ireto :

-Sekoly FJKM Esanta  , FPMP  07, Ambovombe  Ranovelona

-Sekoly FJKM Ambohitsampana Nord , FPMP 08 , Andrefan’ Atsimon’ Ankaratra Miara-dia

-Sekoly FJKM  Mampikomy , FPMP 30 , Sofia Andrefana

-Sekoly  FJKM Antsampanana , FPMP 31,  Toamasina Vavavahadin’ny Filazantsara

Ny Foibe FitondrantSekoly  FJKM  dia manasa  anao   hifanohana  sy  hanatrika  ny

ANTSAMPANAHY  LEHIBE

Izay hatao   ao  amin’ny  FJKM  Andravoahangy  Fivavahana  ny Sabotsy 09  Jiona 2018 , amin’ny 2 ora tolakandro .Tongava maro ho Voninahitr’ Andriamanitra