SP 11 / FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
Fifaninanana Hira Faneva sy Logo faha-150 taona Noho ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Tranovato Rasalama Martiora Ambohipotsy(…
Fifaninanana Hira Faneva sy Logo faha-150 taona Noho ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Tranovato Rasalama Martiora Ambohipotsy(…
Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny fihetseham-po ao anaty, vokatry ny toe-javatra iray izay hetsehin’ny…
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay ANDRIANTSOA Yves Michel Loholona Tonian’ny…
Nodimandry teo amin’ny faha 79 taonany, tamin’ny 24 Jolay 2017 Atoa Jean Ramoni, Mpitandrina, izay Misioneran’ny Mission Protestante Française (MPF)…
FIOFANANA Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina Prix Sylvia Michel 14-17 Septambra 2017 Tabita Ampandrana Alakamisy 14 Septambra 2017 –Ny vehivavy…
 LOVANAVELA  AMBODIHADY  VAOVAO (SP 10) FANASANA Asaina isika mpianakavin’ny finoana , indrindra ny Fianakaviamben’ny Sekoly FJKM ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana…
SAMPANASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanà na Filazantsara ho an’isam-batan’olona Alahadin’ny AFF 2017. 10 Septambra 2017 Fiarahabana  Apostolika Fiderana …
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA Oniversity Ravelojaona « Hataon’i Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony » (Deot 28.13) SALON…
Ho anareo mpitendry zavamaneno sy mpikirakira zavamaneno  eo anivon’ny FJKM . Asaina ianareo ho tonga amin’ny Fihaonambe natokana ho…
FANASANA « ary  aoka isika  hifampandinika  hampandroso  ny  finoana sy ny asa tsara . Fa Jobily izany ka ho masina…