Mpiomana ho Mpitandrina niharam-boina
Vaovao farany mahakasika azy ireo ireo Mpiomana ho Mpitandrina Taona Fahaefatra Niharam-boina ny 18 Septambra 2017 . 8 no maratra…
Vaovao farany mahakasika azy ireo ireo Mpiomana ho Mpitandrina Taona Fahaefatra Niharam-boina ny 18 Septambra 2017 . 8 no maratra…
FISAORANA Isaorana ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny Fanompoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ ny fankalazana…
Fandaharana iombonana Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana Alahady 24 Septambra 2017 Feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika Fiantsoana sy fiderana ny Anaran’ny Tompo
TSY AZO AMPINDRAMINA HO AN’ NY FIVAVAHANA HAFA NY TRANO FIANGONANA Teo amin’ny lahatsoratra hafa, dia nanolotra ireo antony avy…
Lycée Lovanavela Ambodihady Vaovao Sekoly mijoalajoala, tsy manan-tsahala efa be mpahalala, manara-penitra no notokanana ny Alahady 10 septambra 2017…
Fifaninanana Hira Faneva sy Logo faha-150 taona Noho ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Tranovato Rasalama Martiora Ambohipotsy(…
Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny fihetseham-po ao anaty, vokatry ny toe-javatra iray izay hetsehin’ny…
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay ANDRIANTSOA Yves Michel Loholona Tonian’ny…
Nodimandry teo amin’ny faha 79 taonany, tamin’ny 24 Jolay 2017 Atoa Jean Ramoni, Mpitandrina, izay Misioneran’ny Mission Protestante Française (MPF)…
FIOFANANA Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina Prix Sylvia Michel 14-17 Septambra 2017 Tabita Ampandrana Alakamisy 14 Septambra 2017 –Ny vehivavy…