Perikopa Oktobra 2017.
Mahery vavaka ny vavolombelona marina. Araka ny lohahevitra hoe : Mahery vavaka ny vavolombelona marina, dia manome anjara manokana ny…
Mahery vavaka ny vavolombelona marina. Araka ny lohahevitra hoe : Mahery vavaka ny vavolombelona marina, dia manome anjara manokana ny…
NY VONDROMPARITANY LAIKA ANTANANARIVO ATSINANANA TANY MORONDAVA Tontosa soamantsara tany Marofototra, 14 km tsy idirana an’i Morondava, renivohitry ny Menabe…
Fahaiza-mitantana MPILATSAKA ANTSITRAPO FJKM, MIATRIKA NY LOZA VOAJANAHARY Toerana andalovan’ny loza voajanahary isan-taona i Madagasikara, indrindra ny rivodoza. Teo aloha,…
Nirongatra mihoatra noho ny fisian’ny Pesta ny tahotra momba azy. Hatramin’ny fotoana nahafantarana mazava fa misy Pesta eto amintsika,…
SP Arivonimamo Vaovao MIROTSAKA AMIN’NY ASA HO FAMPANDROSOANA NY FIARAHAMONINA Iraka omen’ny Tompo ny Fiangonana ny hanao izay nataony: “izay…
Mahery vavaka ny vavolombelona marina Fidirana Feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika :Rom 1.7 Fiderana : Sal 34.1-10 Hira Fifohazana 2 Vavaka Sitrapon’…
FANOKAFANA NY TAOM-PIANARAN’NY SEKOLY FJKM 2017 – 2018 “ Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara” ( Jaona 15 : 27a)…
« Hataon’i Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony » (Deo. 28.13) Efa misokatra izao ny fisoratana anarana…
FANASANA Ny Filohan’ny Mpiandraikitra Foibe sady Filohan’ny FJKM sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe manontolo dia miantso ny Mpitandrina sy ny…
Nodimandry teo amin’ny faha- 78 taonany, ny Alatsinainy 16 Okt 2017. RABETOKOTANY Manuel Rain’ny Mpitandrina Rabetokotany Miarilaza Andriamialy  President Synodal…