RABEMILA Yvette/ 50 T maha- Mpitandrina
FANASANA « Hisaotra ny Tompo lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo amiko ary…
FANASANA « Hisaotra ny Tompo lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo amiko ary…
SAMPANA DORKASY FOIBE FJKM RANTSANA TABITA  Noho ny fahasoavan’ Andriamanitra dia feno 20 Taona ny maha-Mpitandrina an- dRamatoa RAKOTOVAO Noro…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANA TANORA KRISTIANA e-mail : stkfoibefjkm@yahoo.fr FANDAHARANA IOMBONANA “Tanora vavolombelona amin’ny asa tsara”Titosy.2…
Fanompoampivavahana Ny Biraon’ny SFL sy ny Tonia dia faly manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka, hidera sy hankalaza an’Andriamanitra  noho ny Alahadin’ny…
FJKM Ziona Vaovao Paris Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i…
Tontosa soamatsara ny Alahady 06 Mey 2018 lasa teo ny fanokanana ireo diakona mianadahy tao amin’ny FJKM QUEBEC CANADA.…
FANDAHARANA IOMBONANA 15 Jolay 2018  Fiarahabana Apostolika Hira faneva faha 50 taonan’ny FJKM Fiderana an’ Andriamanitra Salamo 118,19-21 Hira…
Sahia mitory ny fahamarinana            Mandray ny volana faha fito amin’ny taona sahady isika. Amin’izany, no ibanjinana ny lohahevitra hoe :…
Ny Fitsipika anatiny Ny Fotodalana dia toy ny lalampanorenan’ny Fiangonana. Ao no miraikitra ny foto-kevi-dehibe rehetra itondrana ny fiangonana. Tsy…
Ny Fahasoavana     Ny teny hoe Fahasoavana dia voalaza matetika amin’ny fotoana maro samihafa. Vita hasoavana ny zazakely dia arahabaina…