Vahiny mpanao asa soa
Ray aman-dreny teratany Koreana tatsimo. Misionera izy. Muster JU no fiantso azy. Fiangonana FJKM 3 no natsangany teto M/kara : FJKM…
Ray aman-dreny teratany Koreana tatsimo. Misionera izy. Muster JU no fiantso azy. Fiangonana FJKM 3 no natsangany teto M/kara : FJKM…
SP MANGORO MORAMANGA 24 FJKM Beforona FISAORANA Izahay mpino kristiana eto amin ny FJKM Beforona SP24, izay niara niasa tamin…
Fandaminana vaovao mahakasika ny fiofanana Mpanabe Akaninjaza Sekoly FJKM 2018 Hisy ny Foiben-toerana roa hanatanterahana ny fiofanana : 1-Sekoly RASALAMA…
Vavolombelona aho Nanatanteraka Tafika Masina iombonana tany Antanimbaribe ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara Foibe (AFF) niaraka tamin’ny Vehivavy Sakaizan’ny…
Mitohy hatrany ny fankalazana ny jobily ny faha 150 taona “Indro havaoziko ny zavatra rehetra” Apok 21,5 Isaorantsika ny Tompo…
Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan’ny Synoda lehibe no amaranany ny asany, izay…
Sahia manohitra ny kolikoly Vita soa aman-tsara iny ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny Jobily roa sosona, fa manohy ny fiatrehana…
Fiaingana vaovao . Dia vita soa aman-tsara ny fankalazana an’Andriamanitra, tamin’ny Ivon’ny Taon-Jobily roa sosona teo amin’ny FJKM. Nanokatra fiaingana…
FAHA 40 TAONAN’NY SFL (1979 – 2019) ANTSO FIFANINANANA HIRA FANEVA Ry Havana, ho aminareo anie ny fiadanan’I Jesoa Kristy…
FISAORANA « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a -Ny Mpiandraikitra FOIBE -Ny Filohan’ny BMF / FJKM -Ny Biraon’ny…