Lahateny mandritra ny SL XIX

FAMPIANARANA ho an’ny rehetra DATY LAHATENY MPANDAHANTENY Alarobia 11 /08/21 Framasao-Homosexualite Rabemanantsoa Solofo, Mpitandrina Alakamisy 12/08/21 NY FIHARIANKARENA Ramakavelo Faly…

Jobily fihavanantsika

FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA Ny Alahady 1 Aogositra 2021, 10 ora no nanokafana tamin’ny fombam-piangonana ny jobily fisotroandronon’ny Mpitandrina Ralambomahay Hendrininosy…

SL XIX/Antom-bavaka

Fitondrana amim-bavaka ireo zavatra hatao anio Talata 10 Aogositra 2021.1- ny fahatongavan’ny mpamonjy Synoda lehibe rehetra.2-ny fandraisam-bahiny: mba hilamina araka…

SP 16/ Fanokanana Birao SFL

Synodamparitany KRIFAA – 16Fanokanana   biraon’ ny SFL  sy fametrahana zioga.  Nambara tamin’ny fomban’ny fiangonana ny fitsanganan’ny sampana vondrona Fototra Laika…

Alahadin’ny AKAFITA 2021

ORPHELINAT FJKM AKANY FIALOFANA TANGAINA “MIORENA AMIN’NY ASA TSARA. FANDAHARANA IOMBONANA FIARAHABANA APOSTOLIKA : Efesiana 1. 2,3 FISAORANA SY FIDERANA …

Alahadin’ny Aumônerie 2021

Alahady 15 AOGOSITRA 2021 « MIORENA AMIN’NY ASA TSARA  » Fiarahabana Apostolika : « Efesiana 1 : 2a » Fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra : Salamo 46 :1-7…

KOMITY F.T. Maritiora

KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY  MARITIORA Fandaharana iombonana Alahady 08 Aogositra 2021 « Ianareo  no vavolombeloko , hoy i Jehovah sady  mpanompoko …