Toriteny sy Sakramenta
Fampianarana Zavatra roa ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana ny Toriteny sy ny Sakramenta. Fa tsy mitovy ny laharana omen’ny isam-piangonana azy,…
Fampianarana Zavatra roa ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana ny Toriteny sy ny Sakramenta. Fa tsy mitovy ny laharana omen’ny isam-piangonana azy,…
Tolotrasa Ny FJKM, amin’ny alalan’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, dia mitady olona ho SEKRETERA JENERALY FJKM hiasa mandritra ny 4 taona…
Fametrahana ireo tomponandraikitra vao voafidy
Atrika asa fanokafana ofisialy ny Tetikasa LLGI «Local Leadership for Global Impact» Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Kaominina Ampanefy,…
FJKM AMBOHITRONY MANANARA SP AA 12 Hanamarika fotoan-dehibe roa sosona 1996 – 2021, feno 25 taona ny naha-mpitandrina an’Atoa RAKOTOARIMANANA…
Fandaharana iombonana 12 Septambra 2021 1-Fiarahabana apostolika 2-Fiderana : Sal 98/1-6 Hira 194 Vavaka 3-Sitrapon’Andriamanitra : Rom 10.13-15.Sambatra ny mahitsy…
Ny Fivavahana Kristiana sy ny doany Andriambodilova 7-8-9 SEPTEMBRE 1929 TANTARA tsy fanadino ! Tamin’ny taona 1929 nisy fikasan-dRamiaramanana, lehiben’ny…
SEMI /Hazakazaka masina Mitohy ny asa sy ny fanofanana eo anivon’ny Sekoly fanofanana Misionera FJKM ho fanohizana ny asa…
Fandraisana ny Mpitandrina ZARAZAKA Jean Louis mianakavy Notanterahina ny Alahady 08 Aogositra 2021 teo ny fandraisan’ny FJKM Ziona vaovao Paris…
Teny vakiana isanandro MIORENA AO AMIN’NY TOMPO AMIN’NY BATISA DATY TENY HOVAKIANA 01 Kol 2.6-15 02 Mar 1.1-8 03 Deo…