Oniversity Ravelojaona / Rindrankira
Ho fanohanana ny Oniversity FJKM Ravelojaona, dia fifaliana ho an’ny Foibe FJKM ny manasa antsika hiatrika ny rindran-kira lehibe, izay ho tontonsain’ireto zanaky ny Fiangonana ireto:
- BODO
- DADAH RABEL
- RIJA RAMANANTOANINA
- HOSANA, FJKM AmbohijatovO Fitiavana.
- KORAITA, FJKM Manarintsoa Finoana.
- AMPIFITA, FJKM Isotry Fitiavana.
Izany dia ho tontosaina ao amin’ny DOME RTA ANKORONDRANO ny SABOTSY 18 NOVAMBRA 2017, amin’ny 2 ora 30 mn tolakandro
fandraisana anjara:
- Billet tsotra: 7.000Ar
- Réservation: 10.000 Ar
- Invitation: 20.000 Ar
Azontsika vidina ao amin’ny Foibe FJKM ny tapakila.Mankasitraka feno amin’ny fiaraha-miasa ary mametraka veloma finaritra