Oniversity Ravelojaona / EESSNAE.
Â
Ny Oniversity FJKM RAVELOJAONA -ECOLE SUPERIEURE DES SCIENCES NATURELLES,AGRONOMIQUES ET ENVIRONNEMENTALES (ESSNAE)
dia faly mampandre antsika mpianakavin’ny finoana fa misokatra izao io sampam-pianarana ambony io , izay manaraka ny système LMD ary ahitana lĂ lam-piofanana roa:
-ny lĂ lana fohy ezaka na « cycle court » (BaccalaurĂ©at+2 na L1+L2) manomana ny « DiplĂ´me de Technicien SupĂ©rieur en Monde Rural » na DTSMR izay tonga dia mitondra ny mpianatra eo amin’ny sehatry ny asa avy hatrany .
-Ny lĂ lana lavitra ezaka na « cycle long » (BaccalaurĂ©at+(L3)+4(M1)+5(M2)+…(D)izay manomana ny DiplĂ´mes : Licence, Master, Doctorat.
Marihana fa ny mpianatra nahazo ny DTSMR dia afaka manohy L3 amin’ny lĂ lana lavitra ezaka raha tiany .
Ny mpianatra horaisina amin’izany dia ireo izay manana BaccalaurĂ©at , aorian’ny sivana na ny « sĂ©lection de dossier » arahana dinidinika na « entretien« .
Ny fisoratana anarana voalohany na »prĂ©-inscription , ho amin’ny taona voalohany (L1)dia manomboka ny 29 Septembre 2016 ka hatramin’ny 19 Desambra 2016.
Ny zavatra rehetra ilaina amin’izany dia azo jerena ao amin’ny Oniversity Ravelojaona Sampam-pianarana momba ny Fahasalamana ao Ambatobevanja .
Ny fidiran’ny Sekoly ESSNAE dia amin’ny volana Janoary 2017 .
Ny Filohan’ny Komity Mpitantana ny ESSNAE
Professeur RAMINOSOA RASOAMAMPIONONA Noromalala