Lohahevitra isambolana 2018.

Janoary Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo
Febroary Mihainoa ny Tenin’ny Tompo
Martsa Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo
Aprily Manolotra ny fiainany ny Tompo
May Maneke hohavaozin’ny Fanahy masina
Jona Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo
Jolay Sahia mitory fahamarinana
Aogositra Mitsangàna hanohitra ny herisetra
Septambra Sahia manohitra ny kolikoly
Oktobra Mandehana amin’ny rariny  sy hitsiny ao amin’ny Tompo
Novambra Mivonona hihaona amin’ ny Tompo
Desambra Mifalia amin’ny fitiavan’ny Tompo