Jobily volafotsy

FANASANA

« …fa nitondra anay nivoaka ho amin’ny fitahiana mahatretrika ianao » ( Sal 66.12b )

Jobily volafotsy sy fisotrondronono

( 1995-2020 )

Asaina isika ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny Jobily Volafotsy sy ny Fisotrondronon-

dRAVALIMANANA Andrianangalizafy RICHARD mivady

Mpandraharaha FOIBE FJKM .

Izany dia hatao ny Sabotsy 28 sy Alahady 29 Novambra 2020 ao amin’ny FJKM Ambohipotsy Rasalama Maritiora . Manantena ny fiombonantsika fo amam-panahy amin’izy mianakavy .

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra .