SP 37/FJKM Ziona vaovao Paris

Fandraisana ny Mpitandrina ZARAZAKA Jean Louis mianakavy

Notanterahina ny Alahady 08 Aogositra 2021 teo ny fandraisan’ny FJKM Ziona vaovao Paris ny Mpitandrina vaovao Andriamatoa ZARAZAKA Jean Louis mianakavy hitondra nyFitandremana . Mivavaka ho azy sady mirary soa amin’ny fiaraha-miasany amin’ny fiangonana