FJKM ARM / FIVORIAMBE 2016
FIVORIAMBE FIARAHA-MIVAVAKA
Ny fivoriana fiaraha-mivavaka fanaontsika Fiangonana rehetra eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina ( FJKM –ARM) isan-taona dia hotanterahina ny Alahady 16 Oktobra 2016 , manomboka amin’ny 3 ora tolakandro , ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana .
Hitondra ny Hafatr’ Andriamanitra ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Filohan’ny FJKM . Hofaranana amin’ny Fanasan’ny Tompo ny fotoana .
« Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona tahaka ny fanaon’ny sasany … »
(Hebreo 10.25 )
Ny Birao FJKM / ARM
Ny Filoha
MAMONJISOA RABARIARIVO Tsirinala , Mpitandrina
Ny Mpitantsoratra
RAJAOSAFARA RAZAFINDRALAMBO Lantosoa