FJKM Ankadimbahoaka/ fetin’ny taranaka

FILAZANA SY FIANTSOANA 

« Manamasina azy amin’ny fahamarinana , ny teninao no fahamarinana  » Jaona 17.17

Antsoina ny taranaky ny  FJKM Ankadimbahoaka  ho tonga hifanotrona sy hanatanteraka ny :

FETIN’NY  ANKOHONANA  sy

ny FIANAKAVIANA  ary

ny TARANAKA  

 Alahady 30 Jolay 2017 ,  8 ora sy sasany .

Zava-dehibe ny tanjona tratrarina enti-manana  ho fampitaovana ny sekoly (fanaka sns…)