Fitantanana ny Fananana / Foibe FJKM.

Ry havana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin’i Jesoa Tompo.

Toy ny fanao isan-taona, dia mampitrandraka ala 13Ha any Andanona Manjakandriana ny Foibe FJKM.  Toy izao ny mahakasika izany ala izany : 9,5ha ala Kininina ary 3,5ha ala kesika.

Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanatitra ny tolobidy ao amin’ny FIFA Foibe FJKM, rihana faha-6, varavarana 601 alohan’ ny Alarobia 13 Marsa 2019 amin’ny 10 ora maraina.

Ny FOIBE FJKM