Fisokafana/ Birao

Filazana

Ilazana isika manan-draharaha eto amin’ny FOIBE FJKM fa amin’ny 8-12ora ny faharetan’ny fisokafan’ny Birao

Mirary fahasalamana sy ny fahasoavan’ny Tompo ho amintsika rehetra

Ny Sekretera Jeneraly FOIBE FJKM

I