Fintina perikopa Mey 2019
Manà na fahamarinana eo anatrehan’ny Tompo.
Lohahevitra vaovao no iainan’ny Fiangonana amin’izao volana Mey 2019 izao dia ny hoe: “Manà na fahamarinana eo anatrehan’ny Tompo« . Koa indro, fafana no anehoantsika ny endri-pahamarinana tiana hananan’ny Fiangonana. Tsy ny perikopa rehetra anefa no hatolotra fa izay lazain’ny Filazantsara ihany:
| PERIKOPA | Fahamarinana tokony ananana | Vokatry ny fananana fahamarinana |
| Jaona 3, 17- 21 | ||
| Matio 10, 40- 42 | Fiombonam-piainana amin’ny hafa mba ho fanehoana ny maha mpianatry ny Tompo. | Fananana valim-pitia avy amin’ Andriamanitra |
| Lioka 16, 9- 13 | Fandalana ny fisaikai zana amin’ny hafa,na dia ny tsy marina aza. Fitoerana ho mahato ky amin’izay omena azy | Fiombonam-piainana amin’ny hafa |
| Matio 5, 17- 20 | Ny fanatanterahana izay ambaran’ny Lalà na satria tsy nandrava na nanafoana izay i Jesoa.Fiezahana hihoatra noho ny hafa ny fiainana ny lalà na | Fankatoavana sy fampianarana ny lalà na ho an’ny hafa.  Fandovana ny fanjakan’Andriamanitra |
| Lioka 24, 50- 53 | Fanomezan-toerana an’Andriamanitra amin’ny maha Andriamanitra Azy(mitsaoka) | Fandraisana ny tsodranon’ny Tompo. |
Ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.
JKM FOIBE