Filazana manjo
Nodimandry teo amin’ny faha- 78 taonany, ny Alatsinainy 16 Okt 2017.
RABETOKOTANY Manuel
Rain’ny Mpitandrina Rabetokotany Miarilaza Andriamialy
President Synodal (SP 19) sy Pasteur Vero mianadahy avy.
Ny razana dia hiala ao an-tranony Lot 211 D 0140 Ambohimandamina Mahajanga ny Talata 17 Oktobra 2017 amin’ny 2 ora sy sasany , ho entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ziona Mahajanga .
Handalo ao amin’ny ivo-toerana SP Iarivo Avaradrano Sabotsy Namehana ny Alarobia maraina amin’ny 11 ora atoandro . Avy eo entina any an-tanindrazany any Ambodivonkely.
Ny fandevenana dia hotanterahina ny Zoma 20 Oktobra 2017 ao Ambodivonkely Sadabe , aorian’ny Fanompoampivavahana ao amin’ny FJKM Ambodivonkely Fanavaozana Sadabe amin’ny 11 ora atoandro .
« Fa ianao no fanantenako , Jehovah Tompo ô , ry Tokiko hatry ny fony aho mbola tanora » Salamo 71.5