Filazana manjo
Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany , ny Alatsinainy 02 Oktobra 2017
RASOAMIALY Juliette
Renin’ny Tonian’ny Dep.’ny Fiangonana FJKM
Ny nofony dia entina hiala ao amin’ny B 34 Bis Andafiavaratra Ambohitrarahaba ny Alarobia 04 Oktobra 2017 , ary ho entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM AMBOHITRARAHABA amin’ny 1 ora tolakandro alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany ao Ambohitrarahaba .
« Fa Kristy no anton’ny ahavelomako , ary ny fahafatesana no hahazoako tombony » Fil 1.21