FIFA / Tolobidy fitrandrahana ala
Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 19,5 Ha any Andanona Manjakandriana.
Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanao tolobidy izay hahitana ny momba anao, anaty valopy mihidy ary aterina aty amin’ny Foibe FJKM Analakely, rihana faha-6, varavarana 601 alohan’ny 20 Desambra 2016 amin’ny 10 ora maraina.
-Ny Tonian’ny Mpiasa sy ny Vola
Andry Nirina Velosoa
-NY Talen’ny FIFA
RAKOTONDRABE ANDRIANAHARIJAONA Ndrianja, Mpitandrina