FIFA / Fitrandrahana ala

Antso TOLOBIDY

Toy ny fanao isan-taona, dia mampitrandraka ala 15Ha any Andanona, Fokontany Ambatomivaha, Commune Ambatoloana, ny Foibe FJKM. 

Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanatitra ny tolobidy ao amin’ny FIFA Foibe FJKM, rihana faha-6, varavarana 601 alohan’ ny Alarobia 7 Aprily 2021 amin’ny 10 ora maraina.

Raha mila fanazavana fanampiny, dia antsoy ny laharana : 034 10 338 83 na manatona mivantana aty amin’ny Foibe FJKM, rihana faha-6 varavarana 601.                              

Ny Tonian’ny Departemantan’ny Mpiasa sy ny Vola

ANDRY Nirina Velosoa

Ny Talen’ny FIFA

RAKOTONDRABE ANDRIANAHARIJAONA       Ndrianja, Mpitandrina