FIFA / Fampirantiana

FAMPIRANTIANA  FIFA

FITANTANANA NY FANANANA

 

Ao anatin’ny herinandro  manokana  hitondrantsika  am-bavaka ho an’ny  Fitantanana ny Fananana (FIFA) .

dia

hisy ny Fampirantiana  ny Sehatra asa iandraiketan’ny FIFA sy fampahafantarana  ny  fomba fiasany amin’ny fitantanana izany fananan’ny FJKM izany . Izany dia hanomboka  anio TALATA  07 Novambra 2017 , manomboka amin’ny 10 ora maraina , ao amin’ny efitrano malalaka  , FOIBE FJKM.